Teny iditra ambakavaka (ambaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ambaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31