Teny iditra ambakoany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorònan-kofehy na fehezan-drindra nokarakaraina hotenomina ho lamba na horarina ho tsihy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a bundle of bulrushes. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31