Teny iditra ambalambala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany: Teny ambalambala no nataon' ny anao lahy dia basa izy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

2009/02/23