Teny iditra Ambalanirana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra  
1Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga. [Randriamamonjy: Tantara, takila 346]
2Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 341]

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/16