Teny iditra ambalavato
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] laoka tsara natokan'ny vavy ho an'ny vadiny mba hohaniny amin'ny sakafo manaraka [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra Ambalavato (vala, vato)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vala, vato

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31