Teny iditra ambanimandry
Singan-teny ambany ; mandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ila izay atao ambany rehefa mandry
Tehezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [mandry, to lie down.] That part of the body on which we may be lying down. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12