Teny iditra ambanivohitra (ambany, vohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [Richardson 1885]
 the country; country people [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra 
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [Andraina: I Vola, takila 7]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [Callet: Tantara, takila 733]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [Andraina: Mitaraina, takila 191]
Teny nalaina 

2014/09/11