Teny iditra ambany atsinanana (ambany, atsinanana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Ohatra 
1Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. [Rapatsalahy: Kintana]
Fifanahafana  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana

Teny iditra Ambany Atsinanana (ambany, atsinanana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Ohatra Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina []

2018/12/27