Teny iditra ambany saokan' ny hendry
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   (lit. under his chin), under the authority or protection of [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   ambany saoka

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/24