Teny iditra ambaraka ny (ambaraka, ny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07