Teny iditra ambasadaoro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
¶ Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
¶ Masoivoho, andrianjahonoany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an ambassador [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ambassadeur [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

2017/06/29