Teny iditra Ambatoentanina (any, vato, entana)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Ny naharava an' Ambatoentanina Angavo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 441]
Nampiantsoiny koa ny Mpifehy tao Ambatomanga sy Ambatoentanina Angavo kanefa tsy tonga. [Randriamamonjy: Tantara, takila 441]
ary sahisahy izy, ary matanjaka, efa nitaigina Soavaly ka nidina teo Ambatoentanina (Ambodinandohalo); [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 34]

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/16