Teny iditra Ambatomanga (vato, manga)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Voambolana 
Haianarantany vato, manga

Teny iditra Ambatomanga (vato, manga)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Ohatra Raha naka voasary aman-javona aho
ento hankany Ambatomanga
raha naka voasary aman'erika aho
ento hankany Antananarivo
fa ny eo no zanaky ny tsy mandalo soa
[Fox: Hainteny, laharana 339]
Voambolana 
Teny nalaina 
Habaka Ambatomanga (http://www.ambatomanga.com)
Haianarantany vato, manga
Sary 

2014/11/17