Teny iditra ambatra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   tongue-tied. [Richardson 1885]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ambatrambatra

Teny iditra ambatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Rakotosaona 1972]

2009/10/15