Teny iditra ambatrambatra (ambatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Tovy hevitra ambatra

Teny iditra ambatrambatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20