Teny iditra ambatry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   amberovatry [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a seed. A shrub, the leaves of which are boiled by the Betsileo and applied locally for sprains and dislocations. It is also largely grown to supply food for silkworms. Cajanus indicus, Spreng. (Bets.) Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and amberivatry, which last see. [Betsileo] [Richardson 1885]
Anarana siantifika   Cajanus indicus
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ambarivatry ~ amberivatry ~ antsotry
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny ambatry itý (1): Ambatry
Fifanahafana   bokan' ambatry
Sary  

Teny iditra ambatry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny azo heverina ho fanafohezana ny hoe amberivatry, izay nentina hilazana fahiny ny fitsinjarazaran' ny ariary kely indrindra na ampaharoa amby fitopolony: eranambatry (noheverina ho mitovy lanja amin' ny voan' amberivatry iray io vakimbola io) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   rarely used as a single word, but, joined with erany, it means the 72ndpart of a dollar. [Richardson 1885]

Teny iditra Ambatry (ambatry)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   ambatry
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/01