Teny iditra am-bavany
Singan-teny -bava (vava)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe am-bava
Ohatra 
1Tsy nisy fakana ambavany nialoha koa. [2.643]
2Ny fakana am-bavany teo anatrehan' i Anasy. [1.38]
3Soro-bary an-tsotro ka samy miady fo izay ho any am-bavany. [2.558]
4Tokony ho langilangy no nahavoa azy, fa nivoaka tao an' orony sy ambavany ny ra. [2.324]
Kamban-teny 

Teny iditra ambavany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Bise de direction Sud-Est / Nord-Ouest [1.19]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21