Teny iditra am-bava tsy ratsy (any, vava, tsy, ratsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra vava tsy ratsy

2011/01/12