Teny iditra ambay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   the name of a hard wood used for spear-handles. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Merina] (de vay = furoncle). Arbre indéterminé à bois dur dont on fait des manches d'outils. Ses feuilles écrasées sont appliquées en emplâtres maturatifs sur les furoncles. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

Teny iditra ambay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny sakan' ny lamba eo anelanelan' ny sisiny roa, ny sakan-damba: Kely loatra ny ambain' ilay lamba soga novidinao fa 60 sm. monja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the name given to the various breadths of calico, or any other material, joined together in making garments, tents, curtains, or hangings. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   ambainy

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07