Teny iditra ambazaha (an-, vazaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] mangahazo, karazan-tsakafo ary ny raviny kosa dia mety atao laoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] manioc. See mangahazo. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (de vazaha = étranger, qui vient d'au-delà des mers). Un des nombreux noms du Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Cultivé pour ses tubercules alimentaires. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Manihot utilissima
Fifanahafana  balahazo ~ kazaha ~ mahogo ~ mangahazo

2017/12/07