Teny iditra amberivatrindolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo madinika, izay noheverin' ny Ntaolo ho maharo ny ankizy tsy ho voan' ny tehadolo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [..., Merina, Sakalava] .(Comme ambarivatrindolo). Crotalaria fulva Roxb. et Crotalaria retusa L. (Fabaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Crotalaria fulva, Crotalaria retusa

2017/12/06