Teny iditra ambezo (vezo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay supplique, instance [Abinal 1888 takila 27]
Sampanteny 

Teny iditra ambezo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy voan-javatra natokana ho masomboly [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay semence [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra ambeo ~ ambeko ~ ambio ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry

Teny iditra Ambezo (any, vezo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin [Abinal 1888 takila 27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31