Teny iditra ambihotse
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sakalava] Hazo fisakanana ny matoatoa tsy hiditra ny trano araka ny finoan' ny Sakalava [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Mahafaly] D'après la mention du Service Forestier 12814, porté sur le type de l'espèce : Olax lanceolata Cavaco & Keraudren (Olacaceae). Petit arbre mais à bois très dur. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Olax lanceolata

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06