Teny iditra ambim-bava (amby, vava)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   a surplus of food or other things [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. [Abinal 1888]
   excédent de nourriture et d'autres choses [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   surplus [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08