Teny iditra ambina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
¶ Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   watch, guard, patrol. See andry. [Richardson 1885]
   a watch, a guard [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de garder, de surveiller [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra ambina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zara tsara, vintana tsara [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used in the following: ambinina manambina [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23