Teny iditra ambin-draharaha (amby, raharaha)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   raharaha manginy kely ivelan' ny tena raharaha [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   petite affaire ou occupation en dehors des affaires obligatoires; affaire supplémentaire [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08