Teny iditra ambinina (ambina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. [Richardson 1885]
Ny bikany  
ambinina
ambiniko
ambininao
ambininy
ambinintsika
ambininay
ambininareo
ambinin'
ambinin-
ambinim-
ambini-
nambinina
nambiniko
nambininao
nambininy
nambinintsika
nambininay
nambininareo
nambinin'
nambinin-
nambinim-
nambini-
hambinina
hambiniko
hambininao
hambininy
hambinintsika
hambininay
hambininareo
hambinin'
hambinin-
hambinim-
hambini-
ambino
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04