Teny iditra ambin-jaza (amby, zaza)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany
¶ Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A child less loved by the family than the other children. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08