Teny iditra ambin' olona (amby, olona)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   olona tsy dia heverina ho inona loatra fa toa fanao tsentsin-davaka fotsiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   quelqu'un qui ne compte pas; un aide supplémentaire en prévision de ... [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08