Teny iditra ambio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy karazan-javamaneno roa vita amin'ny hazo mafy mikarantsana rahefa ampifampikapohana [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay instrument de musique constitué de deux bâtons en bois dur [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  ambioka

Teny iditra ambio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (na ambeo): Masomboly [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [David: Dialectes (takila A)]
Voambolana 
Mpitovy hevitra ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31