Teny iditra ambioka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  ambio

Teny iditra ambioka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] Masomboly [Rakotosaona 1975, Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] masomboly, harena iraisan'ny mpivady [Rakotosaona 1975]
 voan-javatra natokana ho masomboly [SLP 1986]
Fandikana frantsay  [Tankarana] graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [David 1952]
 semence [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ambeoka ~ ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ masomboly ~ tabiry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31