Teny iditra |
amboadia
(amboa, dia)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [dia, wild.] A dog run wild. [1.2]
|
| A wild dog; a wolf [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chien sauvage; loup [1.8]
|
Ohatra | Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia.
[2.5]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
amboadia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [1.78]
|
Voambolana |
|