Teny iditra amboafitritra (amboa, tritra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy olona jefijefy, mitritratritra fiaina [Ravelojaona 1937]
 olona tsy manjary, tsy vanona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy Used of a person who behaves like a dog. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay polisson, gamin, canaille [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31