Teny iditra amboafotsikely (amboa, fotsy, kely)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika
Mitovy hevitra: amboafotsitenda ~ kelimanjakalanitra ~ mihoronkorona ~ modimodia [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Sihanaka] (de amboa = le chien, fotsy = blanc et kely = petit ; "le petit chien blanc" ; évoque un petit animal craintif et frémissant). Nom de la "sensitive", Mimosa pudica L. (Mimosaceae), qui replie ses folioles dès qu'on la touche. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Mimosa pudica

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06