Teny iditra amboa kely tiana (amboa, kely, tia)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona tiana kokoa noho ny hafa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Petit chien chéri. Se disait des personnes chères [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/04