Teny iditra amboalambokely (amboa, lambo, kely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [kely, little.] A species of earwig. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31