Teny iditra am-boalohany (any, loha, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy [ amboalohany ] At the beginning, to begin with [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au commencement, au début [1.3]
 [ amboalohany ] Au commencement [1.8]
Ohatra 
1Tsy mba kibo akory no nilazana io toerana io tao amboalohany. [1.328]
2Nisy faritra telo voalazan'ny lovantsofina fa nivelaran'ny Foko Vezo hatrany amboalohany. [2.508]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31