Teny iditra amboanala (amboa, ala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Generic name for lemurs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
Fanazavàna teny anglisy Indri (Indri indri) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Indri (Indri indri) [2.233]
Anarana siantifika Indri indri
Ohatra Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Voambolana 
Tovy hevitra babakoto ~ endrina
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19