Teny iditra Amboanjobe (any, voanjo, be)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Sary  

Teny iditra Amboanjobe (any, voanjo, be)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Nampandroso ny tefy vilany koa Andriamanelo ka tany Amboanjobe no nanaovany izany. [Randriamamonjy: Tantara, takila 338]
Ambohitrandraina any andrefana no mpanao vilany sy siny sy lovia, sy Amboanjobe ary atsimo. [Callet: Tantara, takila 69]
Voambolana  
Teny nalaina  
Haianarantany   voanjo, be
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/04