Teny iditra amboara (voara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana
Anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra
Fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sheaf [1.2]
 A sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gerbe [1.3, 1.8]
 Bouquet de fleurs [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Amboara voafantina (Narivony Jean)

Teny iditra Amboara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31