Teny iditra amboarina (voatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
¶ Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be prepared; to be arranged; to be repaired [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [Hallanger 1974]
Ny bikany  
amboarina
amboariko
amboarinao
amboariny
amboarintsika
amboarinay
amboarinareo
amboarin'
amboarin-
amboarim-
amboari-
namboarina
namboariko
namboarinao
namboariny
namboarintsika
namboarinay
namboarinareo
namboarin'
namboarin-
namboarim-
namboari-
hamboarina
hamboariko
hamboarinao
hamboariny
hamboarintsika
hamboarinay
hamboarinareo
hamboarin'
hamboarin-
hamboarim-
hamboari-
amboary
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/18