Teny iditra amboary (voatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao amboarina [fitanisana]
Ohatra 
1Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony [Rajemisa 1985]
2Amboary ny sakafon' ny vahiny [Rajemisa 1985]

2012/10/18