Teny iditra Ambodinandohalo (any, vody, andohalo)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra  
1tao Ambodinandohalo amy ny trano Fiangonan'ny Katolika no nanaovana [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 210]
2Ary ny fanamboarany ny vokaka, ao Ambodinandohalo ny angalany ny rano [Callet: Tantara, takila 390]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/05