Teny iditra Ambodinangavo (any, vody, angavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1dia namponenina ao Ambodinangavo atsinanana ny naneky. [Callet: Tantara, takila 1061]
2Ny sara sy fadin-tseranana dia noraisina tao Ambodinangavo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 443]
Teny nalaina 

2016/03/04