Teny iditra Ambohibeloma (vohitra, velona)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vohitra, velona
Sary  

Teny iditra Ambohibeloma (vohitra, velona)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra anfrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vohitra, velona
Sary  

Teny iditra Ambohibeloma (vohitra, velona)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vohitra, velona
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/08