Teny iditra Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana  
Fifanahafana   Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Haianarantany   vohitra, biby
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/28