Teny iditra Ambohimanarina (any, vohitra, arina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Ohatra 
1Farany, tonga tany Ambohimanarina tany ho any. [Andraina: I Vola, takila 121]
2Talata dia niainga ka nitoby teo atsimon'Ambohimanarina. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 186]
Teny nalaina 

2015/04/14