Teny iditra ambolena (voly)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany
¶ (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
ambolena
amboleko
ambolenao
amboleny
ambolentsika
ambolenay
ambolenareo
ambolen'
ambolen-
ambolem-
ambole-
nambolena
namboleko
nambolenao
namboleny
nambolentsika
nambolenay
nambolenareo
nambolen'
nambolen-
nambolem-
nambole-
hambolena
hamboleko
hambolenao
hamboleny
hambolentsika
hambolenay
hambolenareo
hambolen'
hambolen-
hambolem-
hambole-
amboleo
Teny nalaina 

2010/05/14