Teny iditra ambolo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fahaiza mamantatra zavatra amin' ny fofo [...]
¶ fikarohan' ny orona amin' izay niavian' [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   flair, l'odeur de la piste [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra ambolo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazam-balala kelikely, maitso ny volon [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a species of green locust [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   nom de la sauterelle verte [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   sauterelle de très belle espèce [Veyrières 1913]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra ambolo
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   se disait d'une jeune fille remarquable par sa beauté [Veyrières 1913]

Teny iditra am-bolo (any, volo)
Sokajin-teny   fomba fiteny

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/03