Teny iditra ambolokely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-balala madinika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A small species of locust. [Richardson 1885]
Famaritana malagasy espèce de petite sauterelle [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  valala

Teny iditra ambolokely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [volo, a reed, and kely, little.] A small reel made of straw used for twisting on; a reel or ball of cotton, etc. [Richardson 1885]

2011/07/30